際際滷

際際滷Share a Scribd company logo
FANENTANANA NY TSIRAIRAY HO
FANATANTERAHANA NY
MADAGASIKARA AM-PERINASA
(MAP)
TENY FANENTANANA
 Amboarina ny toe-tsaina sy ny fomba fijery
hiatrika ny asa.
 Hisikinana ny finiavana, ny herim-po sy ny
herin-tsaina.
 Miasa mafy, Miasa miaraka, Miasa
haingana.
ANTONY HANOVANA TOE-TSAINA
 Ny 束 Tsy Fahampiana 損 izay nahazatra teo
aloha dia niteraka fahantrana
 Satria
 Olom-bitsy no afaka nandray anjara t@
famokarana
 Vitsy ary tsy taka-bidy ny vokatra ka tsy
manana ny ampy ny tsirairay
 Vokatry ny 束 Tsy fahampiana 損 ela loatra dia :

 Voageja ny toe-tsaina ka tsy afaka hijery
fomba hafa mitondra mankany @
firoboroboana intsony.
NY TEO ALOHA SY NY HO AVY
Ovna ny toe-tsaina fehizay izay tsy nahitana fivoarana mankany
aminny fampiroboroboana (toekarena, fifandraisana,
fampianarana, fambolena, fanondranana entana)
Ohatra : - Miandriandry (fanjakana, baiko midina, ny hafa aloha)
- Tsy mandray anjara aminny fandoavan-ketra
- Ny tatitra no betsaka fa ny asa tsy vita
- Saika 100% n ny fotoana dia lany aminny fanaova-taratasy
- Fambolena nentim-paharazana ihany no atao

Vokatra : Tsy ho afaka aminny fahantrany i Madagasikara na dia
manana ny ampy voajanahary ho enti-mandroso aza.
Tokony voizina izany ny fomba fijery ho @ fampiroboroboina
anatanterahana ny voalaza ao anatinny MAP.
Tsy miova anefa ny vokatra raha tsy
eo ny toe-tsaina vonona hiova
 Ovaina ny 束 Tsy fahampiana 損 mba ho
束 Firoboroboana 損
 Ireo fiovana entina ho fahombiazanny fanovana toe
tsaina :
 Hamoraina ho anny rehetra ny fandraisana anjara @
sehatra rehetra mba hitombo isa ny mpanatanteraka.
 Entanina hitombo isa ny mpandray anjara mba hiroborobo
ny vokatra ary hahasahina ny filanny rehetra.

 Mahazo ny sahaza ho azy ny tsirairay ary miala
miandalana @ fahantrana ny Malagasy
FOMBA FIJERY VAOVAO
 Tokony hifaninanana aminny tsara
 Hobiana ireo tafita
 Mahay mijery lavitra
 Sahia manavao sy manova izay tsy mety
 Ny fandraisana anjara @ny fanatanterahana ny MAP
no laharampahamehana voalohany ialana @ fahantrana
TOE-TSAINA VAOVAO
 Fandraisana andraikitra isan ambaratonga tsy
hifampiandriandry manomboka @ tsirairay.
 Sahia manomboka mba hifaninana ho fitaratra.
 Tokony tsy hionona amin ny misy fa mamorona
 Ny fijorona @ fahamarinana no ahitana ny rariny
 Aza mora kivy fa tsy irery izay rehetra mitondra
fanovana hanatanterahana ny MAP.
 Toe-tsaina mpandraharaha no entina miasa
FOMBA FANATANTERAHANA NY
ASA
 Matihanina aminny atao rehetra
 Asa lavorary sy vita ara-potoana
 Asa manara-penitra
 Asa vita @ saina tia karokaroka
 Asa atao @ saina tia mianatra zava-baovao sy
miandrandra ny sehatra avo lenta
 Fahombiazana ny asa atao miaraka
FOMBA HANATANTERAHANA NY
ASA
 Fitantanana sy asambahoaka miompana
aminny fahazaom-bokatra
 Tsy mora kivy ary mifankahery @ asa
 Manatsara hatrany izay asa vita
 Jerena sy dinihina tsara aloha izay fomba
hahalavorary kokoa ny asa izay vao manao azy.
 Mitady mpiara-miombon antoka hiaramanatanteraka ny asa
FOMBA FANAO VAOVAO
 Alaina tahaka ireo fomba na fanao mahomby
 Ilaozana ny fomba tsy mahomby
 Fanokanana ny 80% ny fotoana anireo Benny
faritra, Benny tanana, Sefom-pokontany na ireo
tomponandraikitra samihafa ho anny
fampandrosoana
 Ny 20% sisa atokana hoanny fanaovan-taratasy
 Vitaina ny andraikitra aloha vao hefaina ny adidy
MAP : Ireo fanamby valo
Fanamby valo lehibe no ialana @ tsy
fahampiana ka mitaky @ tsirairay finiavana sy
ireo sotoavina hitarika ny MAP mba hisianny
firoboroboina indray :
1)
2)
3)
4)
5)
6)
7)
8)

Fitantanana tomponandraikitra
Fotodrafitrasa mifandray
Fanavaozana ny fanabeazana
Fampandrosoana ny tontolo ambanivohitra
Fitomboana lehibe eo @ toekarena
Fahasalamana sy ady @ Sida
Kolokoloina ny tontolo iainana
Firaisankinam-pirenena
Fanamby voalohany
1) Ny asam-bahoaka dia tokony miendrika
fikarohana firoboroboana fa tsy fitiavan-tena na
fitongilanam-pijery sy fampandraisana anjara.
Ohatra :







Fanamarinina ny fananan-taninny tsirairay
Fampahalalana sy fampiharana @ fomba
mangarahara sy manara-penitra ny asam-bahoaka
rehetra.
Fandraisana anjaranny tsirairay (fandoavan-ketra,
fifidianana, fandriampahalemana, findramambola)
Fahazaona malalaka ny taratasim-panjakana
Fanamby faharoa
2) Ny foto-drafitrasa dia tokony hiroborobo sy
hifandray mba hisianny :
 Lalana azo ampiasaina mampifandray ireo samy
Malagasy sy mampikoriana ny vokatra.
 Fifamoivoizanny vaovao sy fifandraisan-davitra
 Fanavaozana sy fampiroboroboanireo fomba
fitanterana sy famokarana mba ho sahazan ny
vokatra tadiavina.
 Herinaratra lavorary sy mianaka hatrany
ambanivohitra hanavaozana ny fomba famokarana
 Rano madio fisotro ampy sy tata-drano manondraka
tanety sahaza ny filanny famokarana eny
ambanivohitra
Fanamby Fahatelo
3) Fampivoarana ny sehatra fampianarana mba
hampitombo hatrany ny mpamokatra ilaina aratoekarena sy ara tsosialy :
- Fanavaozana ny fampianarana ambaratonga
voalohany mba ho ny zanaka Malagasy rehetra dia ho
afaka mandray andraikitra hanatsara ny ho aviny any
aoriana.
- Fanavaozana ny fampianarana rehetra hamaly ny
filanny tsena
- Fanavaozana ny fikarohana hifanentana @ rafitra
mamporisika sy mampandray anjara ny Malagasy ho
matihanina hiatrika ny fanatontoloana
- Fampitomboana lenta ny haitaonny Malagasy
- Fampitomboana ny toby fanovozana sy fanamafisana
traikefa enti-mamokatra sy manana amby ampy
Fanamby Fahefatra
4) Fampivoarana ny sehatra fambolena mba
hampitomboana ny vokatra ho sahaza ny filana isankaominina sy isam-paritra :
- Fampitomboana ny voka-bary ho avo telo heny @ 2011
- Fampitomboana ny karazana vokarina izay mifandraika
aminny toe-tany
- Fanamafisana ny fahaiza-manao ara - teknika ny
tantsaha
- Fanavaozana ny fitaovampamokarana sy sy ny kalitao
hifandraika @ filana amby ampy sy ny filanny tsena
rehetra.
- Fampitomboana ny isanny Mpamokatra madinika
mindram-bola satria te hamokatra bebe kokoa.
Fanamby fahadimy
5) Fampitomboana isa ny Malagasy salama sy tomady ary
tsy lefinny Sida sy ny areti - mandripaka.
- Ampiroboroboina ny isanny toeram-pitsaboana sy rano
fisotro madio manakaiky ny zaza latsaky ny dimy taona
sy ny Reny miteraka.
- Famehezana ny isanny zanaka mba hifandraika @
fahefa-mividy sy amby ampy mba ho afaka mandrato
fianarana ambaratonga voalohany farafahakeliny ny
ankizy Malagasy rehetra.
- Fantarina ny areti-mandoza ary atao izay fomba
analavirana azy ary ialana avokoa ny fitaizana aretindratsy fa mety hahafaty.
Fanamby fahenina
6) Fampiroboroboina ny toekarena @ famehezana ny
fifanakalozana ara-barotra anatiny sy ivelany
- Amporisihina ny rehetra mba hamorona asa ary
hamokatra bebe kokoa @ fomba manara-penitra
- Ampiana ny Mpamboly sy Mpiompy mba hiofana
ampitombo ny vokatra @ fomba rehetra
- Avaozina sy hatsaraina ny fotodrafitrasa eny
anivonireny ivom-pamokarana lehibe
- Ampahafantarina @ fomba tsotra sady mazava @
rehetra ny tanjona sy andraikitry ny tsirairay ao @ MAP
dia arindra ny famokarana.
Fanamby fahafito

7) Arovana ny ala vaojanahary maitso sy ireo biby ao
anatiny mba tsy hahasimba ny tontolo iainana
- Foanana ny doro ala sy ny doro tanety manala ny
tsironny tany ary manaparitaka ny fasika hanototra ny
tany fambolena aoriana.
- Arovana ny ala mba ho tombontsoanny taranaka ny
fisiany ary ampiasaina izay fomba hafa famokarana
harena ankoatry ny fikapana sy fandoroana hazo
- Mamboly hazo @ velaran-tany betsaka lavitra noho ny
velaran-tany voaripaka isaky ny fokontany sy kaominina
- Tondroina ary atolotra @ manampahefana ireo
mpandripaka hala tsy mifandraika @ fiarovana ny
tombotsoanny taranaka aoriana.
- Saziana mafy ireo tomponandraikim-panjakana miray
tsikombakomba @ mpandripaka ala.
Fanamby fahavalo
8) Mifandray sy mihavana ary miray hina ny Malagasy
rehetra samy Malagasy
- Trandrahina ary averina @ laoniny ny vakoka filamatra
sy ny fitrandrahana ny soatoavina manaraka ny
toetrandro isam-paritra
- Amporisihina ny fandraisana anjara @ fifanakalozana
@ sehatry ny firaisan-kinanny samy Malagasy
- Ampiana ireo mareforefo noho ny kilema, fahanterana,
ary ny ankizy sy vehivavy anatinny tsy fisiana mba
hijoro sy andray anjara ho tomponandraikitra @
fiainam-pirenena avokoa.
MANDREFY NY ZAVA-BITA OHARINA
AMIN NY MARIDREFINNY MAP
 Mampiasa ny mari-drefin ny MAP izay ampahafantarina
@ fomba tsotra isam-pokontany
Oh: - Avo telo heny ny vokatra @ 2011
- Mihena an-tsasany ny ankizy voanny aretimpivalanana noho ny fisotroana rano tsy voadio @ 2011
- Mianatra daholo ny zaza hatraminny 14 taona
farafahan-keliny aminny taona 2011.
- Mamokatra hisianny amby ampy avo roa heny isantokantrano farafahakeliny.
- Ny 50% ny Malagasy afaka nihindram-bola
ho fanitarana, fananganana, famoronana asa
famokarana vaovao.
MIFAMPIZARA NY VOKATRA
TSARA MBA HO FITARATRA
 Manatona ny 束 Foibe MAP 損 akaiky anao
mampahafantatra ny vokatra azo
 Mitrandraka ny vokatry ny hafa mba ho tahafina
 Mampahafantatra ny haino aman-jery ny
fahombiazana
 Manatona ny toby fanofanana handratona
fahaizana tsaratsara kokoa
 Tompon andraikitra amin ny fampahafantarana
ny zava-bita ny manam-pahefana rehetra isantsokajiny
 Tohanana mandrakariva izay mahazo vokatra
tsara.

More Related Content

MAP ho an'ny malagasy ho fampandrosoana

  • 1. FANENTANANA NY TSIRAIRAY HO FANATANTERAHANA NY MADAGASIKARA AM-PERINASA (MAP)
  • 2. TENY FANENTANANA Amboarina ny toe-tsaina sy ny fomba fijery hiatrika ny asa. Hisikinana ny finiavana, ny herim-po sy ny herin-tsaina. Miasa mafy, Miasa miaraka, Miasa haingana.
  • 3. ANTONY HANOVANA TOE-TSAINA Ny 束 Tsy Fahampiana 損 izay nahazatra teo aloha dia niteraka fahantrana Satria Olom-bitsy no afaka nandray anjara t@ famokarana Vitsy ary tsy taka-bidy ny vokatra ka tsy manana ny ampy ny tsirairay Vokatry ny 束 Tsy fahampiana 損 ela loatra dia : Voageja ny toe-tsaina ka tsy afaka hijery fomba hafa mitondra mankany @ firoboroboana intsony.
  • 4. NY TEO ALOHA SY NY HO AVY Ovna ny toe-tsaina fehizay izay tsy nahitana fivoarana mankany aminny fampiroboroboana (toekarena, fifandraisana, fampianarana, fambolena, fanondranana entana) Ohatra : - Miandriandry (fanjakana, baiko midina, ny hafa aloha) - Tsy mandray anjara aminny fandoavan-ketra - Ny tatitra no betsaka fa ny asa tsy vita - Saika 100% n ny fotoana dia lany aminny fanaova-taratasy - Fambolena nentim-paharazana ihany no atao Vokatra : Tsy ho afaka aminny fahantrany i Madagasikara na dia manana ny ampy voajanahary ho enti-mandroso aza. Tokony voizina izany ny fomba fijery ho @ fampiroboroboina anatanterahana ny voalaza ao anatinny MAP.
  • 5. Tsy miova anefa ny vokatra raha tsy eo ny toe-tsaina vonona hiova Ovaina ny 束 Tsy fahampiana 損 mba ho 束 Firoboroboana 損 Ireo fiovana entina ho fahombiazanny fanovana toe tsaina : Hamoraina ho anny rehetra ny fandraisana anjara @ sehatra rehetra mba hitombo isa ny mpanatanteraka. Entanina hitombo isa ny mpandray anjara mba hiroborobo ny vokatra ary hahasahina ny filanny rehetra. Mahazo ny sahaza ho azy ny tsirairay ary miala miandalana @ fahantrana ny Malagasy
  • 6. FOMBA FIJERY VAOVAO Tokony hifaninanana aminny tsara Hobiana ireo tafita Mahay mijery lavitra Sahia manavao sy manova izay tsy mety Ny fandraisana anjara @ny fanatanterahana ny MAP no laharampahamehana voalohany ialana @ fahantrana
  • 7. TOE-TSAINA VAOVAO Fandraisana andraikitra isan ambaratonga tsy hifampiandriandry manomboka @ tsirairay. Sahia manomboka mba hifaninana ho fitaratra. Tokony tsy hionona amin ny misy fa mamorona Ny fijorona @ fahamarinana no ahitana ny rariny Aza mora kivy fa tsy irery izay rehetra mitondra fanovana hanatanterahana ny MAP. Toe-tsaina mpandraharaha no entina miasa
  • 8. FOMBA FANATANTERAHANA NY ASA Matihanina aminny atao rehetra Asa lavorary sy vita ara-potoana Asa manara-penitra Asa vita @ saina tia karokaroka Asa atao @ saina tia mianatra zava-baovao sy miandrandra ny sehatra avo lenta Fahombiazana ny asa atao miaraka
  • 9. FOMBA HANATANTERAHANA NY ASA Fitantanana sy asambahoaka miompana aminny fahazaom-bokatra Tsy mora kivy ary mifankahery @ asa Manatsara hatrany izay asa vita Jerena sy dinihina tsara aloha izay fomba hahalavorary kokoa ny asa izay vao manao azy. Mitady mpiara-miombon antoka hiaramanatanteraka ny asa
  • 10. FOMBA FANAO VAOVAO Alaina tahaka ireo fomba na fanao mahomby Ilaozana ny fomba tsy mahomby Fanokanana ny 80% ny fotoana anireo Benny faritra, Benny tanana, Sefom-pokontany na ireo tomponandraikitra samihafa ho anny fampandrosoana Ny 20% sisa atokana hoanny fanaovan-taratasy Vitaina ny andraikitra aloha vao hefaina ny adidy
  • 11. MAP : Ireo fanamby valo Fanamby valo lehibe no ialana @ tsy fahampiana ka mitaky @ tsirairay finiavana sy ireo sotoavina hitarika ny MAP mba hisianny firoboroboina indray : 1) 2) 3) 4) 5) 6) 7) 8) Fitantanana tomponandraikitra Fotodrafitrasa mifandray Fanavaozana ny fanabeazana Fampandrosoana ny tontolo ambanivohitra Fitomboana lehibe eo @ toekarena Fahasalamana sy ady @ Sida Kolokoloina ny tontolo iainana Firaisankinam-pirenena
  • 12. Fanamby voalohany 1) Ny asam-bahoaka dia tokony miendrika fikarohana firoboroboana fa tsy fitiavan-tena na fitongilanam-pijery sy fampandraisana anjara. Ohatra : Fanamarinina ny fananan-taninny tsirairay Fampahalalana sy fampiharana @ fomba mangarahara sy manara-penitra ny asam-bahoaka rehetra. Fandraisana anjaranny tsirairay (fandoavan-ketra, fifidianana, fandriampahalemana, findramambola) Fahazaona malalaka ny taratasim-panjakana
  • 13. Fanamby faharoa 2) Ny foto-drafitrasa dia tokony hiroborobo sy hifandray mba hisianny : Lalana azo ampiasaina mampifandray ireo samy Malagasy sy mampikoriana ny vokatra. Fifamoivoizanny vaovao sy fifandraisan-davitra Fanavaozana sy fampiroboroboanireo fomba fitanterana sy famokarana mba ho sahazan ny vokatra tadiavina. Herinaratra lavorary sy mianaka hatrany ambanivohitra hanavaozana ny fomba famokarana Rano madio fisotro ampy sy tata-drano manondraka tanety sahaza ny filanny famokarana eny ambanivohitra
  • 14. Fanamby Fahatelo 3) Fampivoarana ny sehatra fampianarana mba hampitombo hatrany ny mpamokatra ilaina aratoekarena sy ara tsosialy : - Fanavaozana ny fampianarana ambaratonga voalohany mba ho ny zanaka Malagasy rehetra dia ho afaka mandray andraikitra hanatsara ny ho aviny any aoriana. - Fanavaozana ny fampianarana rehetra hamaly ny filanny tsena - Fanavaozana ny fikarohana hifanentana @ rafitra mamporisika sy mampandray anjara ny Malagasy ho matihanina hiatrika ny fanatontoloana - Fampitomboana lenta ny haitaonny Malagasy - Fampitomboana ny toby fanovozana sy fanamafisana traikefa enti-mamokatra sy manana amby ampy
  • 15. Fanamby Fahefatra 4) Fampivoarana ny sehatra fambolena mba hampitomboana ny vokatra ho sahaza ny filana isankaominina sy isam-paritra : - Fampitomboana ny voka-bary ho avo telo heny @ 2011 - Fampitomboana ny karazana vokarina izay mifandraika aminny toe-tany - Fanamafisana ny fahaiza-manao ara - teknika ny tantsaha - Fanavaozana ny fitaovampamokarana sy sy ny kalitao hifandraika @ filana amby ampy sy ny filanny tsena rehetra. - Fampitomboana ny isanny Mpamokatra madinika mindram-bola satria te hamokatra bebe kokoa.
  • 16. Fanamby fahadimy 5) Fampitomboana isa ny Malagasy salama sy tomady ary tsy lefinny Sida sy ny areti - mandripaka. - Ampiroboroboina ny isanny toeram-pitsaboana sy rano fisotro madio manakaiky ny zaza latsaky ny dimy taona sy ny Reny miteraka. - Famehezana ny isanny zanaka mba hifandraika @ fahefa-mividy sy amby ampy mba ho afaka mandrato fianarana ambaratonga voalohany farafahakeliny ny ankizy Malagasy rehetra. - Fantarina ny areti-mandoza ary atao izay fomba analavirana azy ary ialana avokoa ny fitaizana aretindratsy fa mety hahafaty.
  • 17. Fanamby fahenina 6) Fampiroboroboina ny toekarena @ famehezana ny fifanakalozana ara-barotra anatiny sy ivelany - Amporisihina ny rehetra mba hamorona asa ary hamokatra bebe kokoa @ fomba manara-penitra - Ampiana ny Mpamboly sy Mpiompy mba hiofana ampitombo ny vokatra @ fomba rehetra - Avaozina sy hatsaraina ny fotodrafitrasa eny anivonireny ivom-pamokarana lehibe - Ampahafantarina @ fomba tsotra sady mazava @ rehetra ny tanjona sy andraikitry ny tsirairay ao @ MAP dia arindra ny famokarana.
  • 18. Fanamby fahafito 7) Arovana ny ala vaojanahary maitso sy ireo biby ao anatiny mba tsy hahasimba ny tontolo iainana - Foanana ny doro ala sy ny doro tanety manala ny tsironny tany ary manaparitaka ny fasika hanototra ny tany fambolena aoriana. - Arovana ny ala mba ho tombontsoanny taranaka ny fisiany ary ampiasaina izay fomba hafa famokarana harena ankoatry ny fikapana sy fandoroana hazo - Mamboly hazo @ velaran-tany betsaka lavitra noho ny velaran-tany voaripaka isaky ny fokontany sy kaominina - Tondroina ary atolotra @ manampahefana ireo mpandripaka hala tsy mifandraika @ fiarovana ny tombotsoanny taranaka aoriana. - Saziana mafy ireo tomponandraikim-panjakana miray tsikombakomba @ mpandripaka ala.
  • 19. Fanamby fahavalo 8) Mifandray sy mihavana ary miray hina ny Malagasy rehetra samy Malagasy - Trandrahina ary averina @ laoniny ny vakoka filamatra sy ny fitrandrahana ny soatoavina manaraka ny toetrandro isam-paritra - Amporisihina ny fandraisana anjara @ fifanakalozana @ sehatry ny firaisan-kinanny samy Malagasy - Ampiana ireo mareforefo noho ny kilema, fahanterana, ary ny ankizy sy vehivavy anatinny tsy fisiana mba hijoro sy andray anjara ho tomponandraikitra @ fiainam-pirenena avokoa.
  • 20. MANDREFY NY ZAVA-BITA OHARINA AMIN NY MARIDREFINNY MAP Mampiasa ny mari-drefin ny MAP izay ampahafantarina @ fomba tsotra isam-pokontany Oh: - Avo telo heny ny vokatra @ 2011 - Mihena an-tsasany ny ankizy voanny aretimpivalanana noho ny fisotroana rano tsy voadio @ 2011 - Mianatra daholo ny zaza hatraminny 14 taona farafahan-keliny aminny taona 2011. - Mamokatra hisianny amby ampy avo roa heny isantokantrano farafahakeliny. - Ny 50% ny Malagasy afaka nihindram-bola ho fanitarana, fananganana, famoronana asa famokarana vaovao.
  • 21. MIFAMPIZARA NY VOKATRA TSARA MBA HO FITARATRA Manatona ny 束 Foibe MAP 損 akaiky anao mampahafantatra ny vokatra azo Mitrandraka ny vokatry ny hafa mba ho tahafina Mampahafantatra ny haino aman-jery ny fahombiazana Manatona ny toby fanofanana handratona fahaizana tsaratsara kokoa Tompon andraikitra amin ny fampahafantarana ny zava-bita ny manam-pahefana rehetra isantsokajiny Tohanana mandrakariva izay mahazo vokatra tsara.